|
|
|
|

Teny iditra mamita (vita)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [1.1]
 To finish, to complete [1.7]
 Terminer, achever [1.8]
Ohatra Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamita
Ny lasa : namita
Ny hoavy : hamita
Filaza mandidy : mamità

Teny iditra mamità (vita)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamita [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20