| Teny iditra | mamizana (vizana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manasatra, mahasasatra: Mamizana ahy izany mihaino ny bedibedinareo izany ka lasa aho Mandreraka: Mamizana ity osa mibata entana lava itỳ [1.1] | |||||||||
| To make fatigued, to tire out [1.7] | |||||||||
| Fatiguer, épuiser [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mamizaka | ||||||||
| Teny iditra | mamizàna (vizana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|