| Teny iditra | mamizaviza (vizaviza) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Manao tsinontsinona, mamingavinga: Tanora tsy vanona no sahy mamizaviza ny antitra [1.1] | |||||||||
| Manquer de respect, mépriser [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamizavizà (vizaviza) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamizaviza | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|