| Teny iditra |
mamofona
(fofona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1]
|
| | To smell bad [1.7]
|
| | Sentir mauvais [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona
[2.436]
|
| 2 | mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana
[2.285]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamofona |
| Ny lasa : |
namofona |
| Ny hoavy : |
hamofona |
| Filaza mandidy : |
mamofòna |
|
|
| Teny iditra |
mamofòna
(fofona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamofona
|
|