| Teny iditra | mamoka (poka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandona: Namoka ny vatolampy ny lakana ka vaky [1.1] | |||||||||
| Choquer, heurter, frapper [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manapoka | ||||||||
| Teny iditra | mamoka | ||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
| Malemy tanteraka, drodroka, lo [1.1] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|