|
|
|
|

Teny iditra mamoha (foha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manaitra, manohina mba hahatsiaro: Ny akoholahy no mamoha ahy isa-maraina
Mampahatsiaro: Aza mamoha ny lasa [1.1]
 Faire lever, réveiller, ressusciter une affaire, remettre sur le tapis, évoquer: Aza mbola mamoha ny zaza kely (Ne réveillez pas encore l'enfant) ~ Aza mamoha izany raharaha izany (Ne remettez pas cette affaire sur le tapis) [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoha
Ny lasa : namoha
Ny hoavy : hamoha
Filaza mandidy : mamohaza

Teny iditra mamoha (voha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manokatra: Mamoha vavahady [1.1]
 To open [1.7]
 Ouvrir [1.3, 1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamoha
Ny lasa : namoha
Ny hoavy : hamoha
Filaza mandidy : mamohà

Teny iditra mamohà (voha)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoha [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Teny iditra mamoha (poka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamoka [Fitanisana]
Tovy hevitra manapoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15