| Teny iditra | mamongana (vongana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe [1.1] | |||||||||
| Teny iditra | mamongana (fongana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra [1.1] | |||||||||
| To consume, to ruin, to make an end of. [1.2] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mamongàna (fongana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamongana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|