|
|
|
|

Teny iditra mamorina (vorina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mangorona kofehy (landy na rofia) ho vita kibory [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamorina
Ny lasa : namorina
Ny hoavy : hamorina
Filaza mandidy : mamorèna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20