| Teny iditra | vorina (vory) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina [1.1] | |||||||||
| To be gathered, to be collected [1.7] | |||||||||
| Qu'on ramasse, qu'on réunit [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | vorina | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fangoronana kofehy ho kibory Fionkenana [1.1] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |
|