|
|
|
|

Teny iditra mamositra (fositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoaka, mandavaka: Hain' ny mpandrafitra ny hamositra ity hazo ity amin' ny homamanta
Manodinkodina hazo maranitra ao anaty hazo hafa iray misy loaka mba hahazoana afo: Tsy mbola mahay mamositra ny hazo mba hiteraka afo Ikoto [1.1]
 To ignite by friction. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamositra
Ny lasa : namositra
Ny hoavy : hamositra
Filaza mandidy : mamosera

Teny iditra mamositra (fositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Provincial] To thrust in, as a brand, etc., thrust into the fire [1.2]

Teny iditra mamositra (vositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Mamora [1.78]
 To castrate [1.7]
 Châtrer [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamositra
Ny lasa : namositra
Ny hoavy : hamositra
Filaza mandidy : mamosera

Teny iditra mamositra (vositra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala ny voa ao anatin' ny vihina ka mahatonga tsy hiteraka [1.1]
 To nip off shoots [1.7]
 Décapiter une plante [1.8]
 ébourgeonner, tailler en vert [1.196]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamositra
Ny lasa : namositra
Ny hoavy : hamositra
Filaza mandidy : mamosera

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/24