|
|
|
|

Teny iditra vositra
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] voafora [1.78]
 Biby izay namboarina mba tsy ho afaka hiteraka intsony, ka amin' ny lahy, esorina ny angorony na ankonjony, ary amin' ny vavy, alana ny fonosan' atodiny: Akoholahy vositra [1.1]
 A steer, a bullock [1.7]
 Boeuf châtré [1.8]
Ohatra 
1Atahorany fatratra ity mpampiasa azy toa ombalahy vositra ity. [2.470]
2Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606]
3koa raha mahafaty ireo hianao, dia omeko omby vositra anankiray efa nifahy herintaona. [2.69]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/10