|
|
|
|

Teny iditra mamosotra (vosotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamazivazy, mananihany, manaraby: Tsy tiako ny olona mamosotra ny sasany toy izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamosotra
Ny lasa : namosotra
Ny hoavy : hamosotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05