|
|
|
|

Teny iditra vosotra
Sokajin-teny anarana
 Teny na zavatra atao hihomehezana, vazivazy, kivazivazy, somonga: Mbaolona tia vosotra koa Rangahy iny!
Famazivaziana, hanihany, haraby [1.1]
 A joke, a jest [1.7]
 Plaisanterie, raillerie [1.8]
Sampanteny 
Tovy hevitra vosobosotra

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12