| Teny iditra | mampahatanjaka (tanjaka) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manamafy | |
| Ohatra | eo an-tananao ny hery sy ny tanjaka, ka eo an-tananao koa ny mampahalehibe sy ny mampahatanjaka izao rehetra izao.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|