Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
mampidi-doza
Sokajin-teny
kambanteny
Singan-teny
mampiditra
,
loza
Mampahita loza, mamohehatra
[
1.1
]
Mety hiteraka loza raha tsy misy fitandremana
[
1.13
]
Dangereux
[
1.13
]
Ohatra
1
Ny fanapahan-dalana anefa no matetika
mampididoza
.
[
2.117
]
2
Fa izahay ankizy hono, tsy mahazo mandrehitra fa sao
mampididoza
.
[
2.332
]
3
Fa, mba tsy hisiana zavatra
mampididoza
, tamin' ny voalohandohany, lefona tsy nisy lela no nampiasaina.
[
2.270
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21