| Teny iditra | mampikezaka (kezaka) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| [1.3] | |||||||
| Ohatra | Biby fetsy izy sady mahay manabe na manakely ny vatany, ka nony mifanena aminy ny menarana, izay biby mandady toa azy, dia mitsotra izy sady mampikezaka ny vatany.
[2.69] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|