| Teny iditra | mampikimpy (kimpy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Fombam-piteny ny hoe "hatory", fa rahefa tafaraka tahaka izany izahay roa lahy, dia ny mamantonalina mazàna no mampikimpy ny masonay
[2.5] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|