| Teny iditra | mampikodingy (kodingy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | rahefa mila na adala na hendry, dia tsy maintsy miakatra ny vidiny, ary fisondrotana mahabe ahiahy anefa, fa tsaho sy siosion-dresaka dia ampy hampikodingy azy ho any an-kady.
[2.5] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|