| Teny iditra | mampikoy | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mahagaga | |
| Ohatra | Izaho no mahafoana ny fambaran'ny mpaminany mpandainga, mahabedibedy foana ny mpimasy, mampikoy ny olon-kendry, ary manova ny fahaizany ho fahadalana.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/06 |
|