|
|
|
|

Teny iditra mampinono (nono)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To suckle a child [1.7]
 Donner le sein à un enfant [1.8]
Ohatra 
1tapitrisa taona dia niely eran' ny vazan-tany ireo biby ireo, ary niseho kosa ny biby mampinono. [2.285]
2Sahy mampinono eny imasom-bahoaka ny vehivavy Malagasy, nefa fony tovovavy, lamba tsy maharakotra ny [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampinono
Ny lasa : nampinono
Ny hoavy : hampinono

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20