| Teny iditra | mampirehitra (rehitra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mamelona: Mampirehitra afo ~ Mampirehitra ny ady ny tsy fifanarahana [1.1] | |||||||||
| Faire allumer, allumer [1.107] | |||||||||
| Ohatra | Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina.
[2.583] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | mandrehitra | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2015/03/07 |
|