| Teny iditra | mampiridiridy (ridiridy) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Ohatra | Miakara ise!... hoy Lambo nampiridiridy ny masokeliny, fa moa tsy mana-tongotra efatra toy ny vahoaka rehetra ihany koa ise?...
[2.5] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|