| Teny iditra |
mampirina
(ampirina)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandamina, mandahatra: Mampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hampirina ireto bokiko ireto aho [1.1]
|
| | To arrange, to tie up goods, etc., as in ampirina.
[1.2]
|
| Ohatra | Koa izay rehetra te-handeha modia mampirina ny zavany, ary manamboatra izay vàtsy sy zavatra ho entiny.
[2.588]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampirina |
| Ny lasa : |
nampirina |
| Ny hoavy : |
hampirina |
| Filaza mandidy : |
mampirima |
|
| Tovy hevitra | |
|