| Teny iditra | manampirina (ampirina) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [1.1] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | mampirina | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|