| Teny iditra | mampisavilivily (savilivily (savily (vily))) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: manakivilivily | |
| Ohatra | Mitsipatsipaka ny soavaly raha fahezina lasely nefa hain' i Lidy ery ny mampitsefotsefotra ny molony sy mampisavilivily ny tady hoditra hamatorana ireo biby.
[2.470] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/06 |
|