| Teny iditra |
mampivarahontsana
(varahontsana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| Ohatra |
| 1 | nahatonga izy nihatra taminy hanjo azy, dia sady mahakivy no mampivarahontsana!
[2.5]
|
| 2 | Ny vokatry ny ota dia mahatsiravina mihitsy ka mampivarahontsana tokoa
[1.38]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mampivarahontsana |
| Ny lasa : |
nampivarahontsana |
| Ny hoavy : |
hampivarahontsana |
|
|