|
|
|
|

Teny iditra mana~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mana~]
 Tovona fanaovana matoan tenin'ny mpanao, izay mikambana amin'ny ft mpamaritra anarana milaza toetra ka "mahatonga ho" no heviny: Manalava, manamavo [1.1]
 Variant of the prefix man~, mam~; also sometimes form verbs with a causal meaning, as: manakodìa, to cause to roll [1.7]

Teny iditra mana
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Calamité [1.19]

Teny iditra maña
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] (Voir aussi mana, orthographe classique malgache). Dombeya andapensis Arènes (Malvaceae). Prononciation locale de ma. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Dombeya andapensis

Teny iditra mana
Sokajin-teny anarana
 Sakafo nomen' Andriamanitra ho an' ny zanak' i Israely fony izy tany an' efitra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/27