|
|
|
|

Teny iditra manaboda (boda)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hahalemy [1.1]
 To make soft. [1.2]
 Ramollir, rendre mollet [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaboda
Ny lasa : nanaboda
Ny hoavy : hanaboda
Filaza mandidy : manabodà

Teny iditra manabodà (boda)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaboda [Fitanisana]

Teny iditra mañaboda
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Taisaka] mandefa, mamela [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20