|
|
|
|

Teny iditra manaboroaka (boroaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandoaka mba hivoaka hatrany ambadika [1.1]
 To pierce [1.7]
 Percer de part en part [1.8]
Ohatra Indro fa ny itokianao hitehenana dia ilay volotara folaka, i Ejipta, izay manindrona sy manaboroaka ny tanan' izay rehetra mitehina aminy; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaboroaka
Ny lasa : nanaboroaka
Ny hoavy : hanaboroaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20