|
|
|
|

Teny iditra manadilana (dilana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manisy dilana na keoka kely eo afovoany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manadilana
Ny lasa : nanadilana
Ny hoavy : hanadilana
Filaza mandidy : manadilàna
Tsipelina hafa 

Teny iditra manadilàna (dilana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadilana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2013/03/25