| Teny iditra | manadonto (donto) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|