| Teny iditra |
manady
(tady)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manao tady: Manady no raharahan-dRangahy io [1.1]
|
| | To twist, to make a rope by twisting Also in the province to bind with cords. [1.2]
|
| | To twist into rope [1.7]
|
| | Corder, faire une corde [1.8]
|
| Ohatra | Manady rongony hatao lamba.
[2.69]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manady |
| Ny lasa : |
nanady |
| Ny hoavy : |
hanady |
| Filaza mandidy : |
manadia |
|
| Tovy hevitra | |
|
| Teny iditra |
mañady
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Manome tsiny [1.78]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mañady |
| Ny lasa : |
nañady |
| Ny hoavy : |
hañady |
| Filaza mandidy : |
mañadia |
|
|
| Teny iditra |
mañady
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
mangata-bady
[1.78]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mañady |
| Ny lasa : |
nañady |
| Ny hoavy : |
hañady |
| Filaza mandidy : |
mañadia |
|
|