|
|
|
|

Teny iditra manafohy (fohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny vadiny taminy [1.1]
 To shorten [1.7]
 Raccourcir [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manafohy
Ny lasa : nanafohy
Ny hoavy : hanafohy
Filaza mandidy : manafoheza

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20