|
|
|
|

Teny iditra managadra (gadra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamatotra amin' ny gadra, mampiditra an-tranomaizina [1.1]
 Same as mangadra [1.2]
 To put into chains, to imprison [1.7]
 Mettre aux fers [1.3, 1.8]
 Attacher [1.3]
 Emprisonner [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managadra
Ny lasa : nanagadra
Ny hoavy : hanagadra
Filaza mandidy : managadrà
Tsipelina hafa 

Teny iditra managadrà (gadra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managadra [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20