|
|
|
|

Teny iditra managororoana (gororoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampidina rano misy feo manao hoe "gorrr" [1.1]
 To pour upon. [1.2]
 To pour out a liquid [1.7]
 Verser un liquide avec bruit [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : managororoana
Ny lasa : nanagororoana
Ny hoavy : hanagororoana
Filaza mandidy : managororoàna

Teny iditra managororoàna (gororoana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managororoana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20