|
|
|
|

Teny iditra manahana (ahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijanona, miato
Mitsatoka mijanona eo ambaravarana: Midira raha hiditra fa aza manahana eo antokonana eo. [1.1]
 To get in the way of, to obstruct, to hinder. [1.2]
Ohatra raha tonga aty, tafaverina soa aman-tsara an-tanindrazana ka aza manahana ny velona fa efa nody nanjary Razana ka mba mitahia. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manahana
Ny lasa : nanahana
Ny hoavy : hanahana
Filaza mandidy : manahàna

Teny iditra manahàna (ahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27