|
|
|
|

Teny iditra manahona (ahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mampijanona, mampiato, manemotra: ny haratsian' ny andro no nanahona ny dianay [1.1]
 To stop a person or thing, to cause to halt, to cause to leave off. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manahona
Ny lasa : nanahona
Ny hoavy : hanahona
Filaza mandidy : manahòna

Teny iditra manahòna (ahona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manahona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20