|
|
|
|

Teny iditra manaintaina (taintaina (taina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Marary mafy toa misy manombotrombotra: Manaintaina izaitsizy ilay vay lahy kely ato amin' ny vozoko ato [1.1]
 Maharary mafy toa misy manombotrombotra [1.13]
 To throb and burn (of a wound or sore) [1.7]
 Produire des élancements douloureux, comme un clou, un abcès [1.3]
 Faire très mal, être douloureux; produire des élancements douloureux comme une blessure [1.8]
 Douloureux [1.13]
Voambolana 
Ohatra 
1fa kely azom-pahoriana aho, ka any an-doha no manaintaina. [2.69]
2Misy nifiko iray manaintaina koa izany, angamba hanin' ny olitra izy izany. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manaintaina
Ny lasa : nanaintaina
Ny hoavy : hanaintaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20