| Teny iditra |
manajamba
(jamba)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mahatonga tsy hahita [1.1]
|
| | To blind [1.7]
|
| | Aveugler, rendre aveugle [1.3]
|
| | Aveugler [1.8]
|
| Ohatra | Ny ota sy ny herin' ny nofo be loatra no mahatonga antsika tsy hahatsiaro ny fahorian' ny hafa ho tena fahorian' ny tenantsika sy manajamba antsika tsy hihevitra ny fifaliana ho tena fifaliantsika.
[2.285]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manajamba |
| Ny lasa : |
nanajamba |
| Ny hoavy : |
hanajamba |
| Filaza mandidy : |
manajambà |
|
|
| Teny iditra |
manajambà
(jamba)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manajamba
|
|