| Teny iditra |
manakà
(akà)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mody tsy mahalala, milalao olona, miseho ho bado [1.1]
|
| | To delude, to befool, to treat craftily. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manakà |
| Ny lasa : |
nanakà |
| Ny hoavy : |
hanakà |
|
|
| Teny iditra |
mañaka
(haka)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Sihanaka]
Mandrehoka [1.78]
|
|
| Teny iditra |
manaka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tanosy]
Manihika [1.78]
|
|
| Teny iditra |
manaka
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Taisaka]
Misakana, manisy sakana [1.78]
|
|