|
|
|
|

Teny iditra manakana (sakana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mibahana, tsy mamela handeha nahiditra: Manakana olona
Manisy sakana, fefy tsy hahafahana mandeha: Manakan-dalana
Mandrara: Ny fianakaviana no nanakana ny fanambadiany [1.1]
  [Sihanaka] Misakana [1.78]
  [Tanala] [ manakaña ] Misakana [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakana
Ny lasa : nanakana
Ny hoavy : hanakana
Filaza mandidy : manakàna

Teny iditra manakàna (sakana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakana [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20