| Teny iditra | manakarama (karama) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Maka olona hanao asa ho an' ny tena ka omena vola izy amin' izany: Iza no manakarama anareo telo lahy [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Tovy hevitra | manarama | ||||||||
| Teny iditra | manakaramà (karama) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakarama | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Tovy hevitra | manaramà | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|