| Teny iditra |
manakatona
(katona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandrindrina, manao izay hiadian' ny lelavaravarana amin' ny batana ka tsy mivoha izy amin' izay: Ndeha hanakatona ny varavarankely indrindra aho no nahita azy nandositra [1.1]
|
| | To close a door, etc [1.7]
|
| | Fermer une porte, etc [1.8]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manakatona |
| Ny lasa : |
nanakatona |
| Ny hoavy : |
hanakatona |
| Filaza mandidy : |
manakatòna |
|
|
| Teny iditra |
manakatòna
(katona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakatona
|
|