|
|
|
|

Teny iditra manakiaka (kiaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandrangotra, manenda-koditra
Manoritra kely amin-javatra [1.1]
 To scratch, to graze, to gash superficially [1.7]
 écorcher légèrement [1.3]
 Gratter, écorcher légèrement [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakiaka
Ny lasa : nanakiaka
Ny hoavy : hanakiaka
Filaza mandidy : manakiaha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20