| Teny iditra | manakitrana (kitrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mampifampikasoka, mampaneno: Nisy nanakitrana ny vilany tao andakozia halina Manakorontana, mampiady, mampirisika hiady: Io vehivavy io ihany no nanakitrana azy mivady [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | manakitràna (kitrana) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakitrana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|