|
|
|
|

Teny iditra manakobila (kobila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mamilavila, mamoriporitra; mandevilevy, tsy mitondra roa, mandrirodrirotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakobila
Ny lasa : nanakobila
Ny hoavy : hanakobila
Filaza mandidy : manakobilà

Teny iditra manakobilà (kobila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobila [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20