|
|
|
|

Teny iditra manakobona (kobona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manafina na manarona ao anaty lamba [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakobona
Ny lasa : nanakobona
Ny hoavy : hanakobona
Filaza mandidy : manakobòna

Teny iditra manakobòna (kobona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakobona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20