|
|
|
|

Teny iditra manakoro (koro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manasavoritaka, manjera [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoro
Ny lasa : nanakoro
Ny hoavy : hanakoro
Filaza mandidy : manakoroa
Tovy hevitra manorokoro

Teny iditra manakoro (koro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mambory sofina [1.1]
 Essoriller [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakoro
Ny lasa : nanakoro
Ny hoavy : hanakoro
Filaza mandidy : manakoroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28