|
|
|
|

Teny iditra manakorodona (korodona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mandroaka, manosika avy ato aoriana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manakorodona
Ny lasa : nanakorodona
Ny hoavy : hanakorodona
Filaza mandidy : manakorodòna

Teny iditra manakorodòna (korodona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorodona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20