| Teny iditra |
manakorontana
(korontana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra? Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
|
| | To put in disorder; to push or knock things about [1.7]
|
| | Bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
|
| Ohatra | ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile
[2.1011]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
manakorontana |
| Ny lasa : |
nanakorontana |
| Ny hoavy : |
hanakorontana |
| Filaza mandidy : |
manakorontàna |
|
|
| Teny iditra |
manakorontàna
(korontana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorontana
|
|